| Entrée | 1 tafakambana |
| Radical | 2 kambana |
| Partie du discours | 3 participe |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 Qui est réuni, uni, qui sont ensemble, qui sont réconciliés [1.3#306] |
| Exemples |
6 Ahy izao Imerina tafakambana izao, hoy izy.
[2.508#]
7 Vahoaka maro be izy roa tonta no tafakambana. [2.588#] 8 Ary misaotra an'Andtra noho izany, fa tafakambana ny fanaovana sy fiheverana; [2.59#] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|