Entrée tady mita (tady, ita)
Partie du discours locution
Définition malgache tady asain' ny mpanao sikidy henjanina avy eo amin' ny zoron-trano atsimo andrefana mankamin' ny zorony avaratra atsinanana mba hiarovana amin' ny loza
¶ tady henjanina avy amin' ny morondrano iray mankamin' ny morony erỳ am-pita ka arahina rehefa miampita an-domano [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31