Entrée tadim-poitra (tady, foitra)
Partie du discours locution
Définition malgache hozatra mitarehin-tady, ary mampitohy ny zaza ao an-kibo amin-dreniny eo anelanelan' ny ahitra [Rajemisa 1985]
 lalan-tsakafo mampitohy ny zaza ao am-bohoka amin'ny reniny [SLP 1986]
Traduction anglaise [Foitra, the navel.] The navel string. [Richardson 1885]
Traduction française cordon ombilical [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31