Entrée sponjy
Partie du discours nom
Explications en malgache [angl. sponge] Tranom-bibin-dranomasina, izay malemy ary mora vonton-drano ka ampiasaina ho famaohana zavatra sasana
Anarana ilazana karaza-mofo vita amin' ny lafarinina malemilemy mora mibontsin-drano [1.1]
Mots composés 
Origine Anglais: sponge.

Mis à jour le 2020/07/31