|
|
|
|

Entrée1  soso-kevitra
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  sosoka, hevitra
Explications en malgache  4  [1.1] hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa
Explications en français  5  [1.5] suggestion
Exemples  6  [4.27#] Misy kosa anefa sosokevitra azo atolotra ary hanampy hampisondrotra ny fari-piainana.
7  [1.369#] Nanome sosokevitra ahy ny evekako hiara-mipetraka fotoana fohy amin' ireo fianakaviana faran' izay sahirana ireo aloha, izay vao misafidy ny hijanona miaraka aminy raha tiako.
Vocabulaire  8  Philosophie

Mis à jour le 2025/07/29