Entrée sosialisma
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba fitantanan-karena mikendry ny tombontsoan' ny vahoaka amin' ny alalan' ny fitovizam-pamokarana iombonana, ny fanaovana ho harem-pirenena ny orinasa lehibe ary ny kaoperativa [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise socialism [Hallanger 1973]
Traduction française socialisme [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: socialisme.

Mis à jour le 2020/07/31