|
|
|
|

Entrée (1/2)1  soratà
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 olomaty, vazaha (tenin-tsikidy). [Sakalava] [1.78]

Entrée (2/2)4  sorata
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 ray aman-dreniny, na izay niteraka na tsy niteraka (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany). [Bara] [1.353#62]
Tous les mots composés  7 soratabe

Anagrammes  8 saotra, 9 sorata, soratà, 10 tarosa, 11 tsarao

Mis à jour le 2025/11/09