Entrée sondriana
Partie du discours nom
Définition malgache Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Citations 

2010/12/17