Entrée sondenda
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Ilazana ny olona be tarehy nefa petaka [1.1]
Dérivés 

Entrée sondenda
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Merina] Anarana ilazana tandrok' omby misabaka fitsiry ary fohy
"Toy ny tandrok' omby sondenda ka ny tondromaso akaiky no tsy afako", "Tandrok' omby sondenda ha akaiky mpanondro maso": misy olona mora fantatra raha sendra manao toetra na fomba tsy mahomby [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes sondandy
Tableaux et planches Formes des cornes des boeufs
Illustrations 

Mis à jour le 2024/01/18