Entrée somizy
Partie du discours nom
Explications en malgache Jereo somizo []
Exemples 
1Dia nanome lamba somizy faha telo refy izahay. [2.59]
2Ny lamba dia somizy fahatelo na sasa-pahafito; [1.437]
3Koa dia tandremo tsara fa ny folo isan-jato tsy miova, fa na dia samy somizy mitovy refy aza misy tsara sy ratsy, ka tsy mitovy ny vidiny, fa misy be vidy ary misy kely vidy; [2.366]

Mis à jour le 2021/10/13