|
|
|
|

Entrée1  somisika
Radical  2  sisika
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Hazo na tsilo tafiditra ao anaty: Misy somisika amin' ny fanondroko havia
5  Misy hazo na tsilo tafiditra ao anaty hoho: Somisika ny fanondroko havia [1.1]
6  sila-java-maranitra tafiditra anatin'ny hoditra [1.13]
Explications en français  7  écharde [1.13]
Exemples  8  Raha nidiran' ny somisika ny tanana na nisy rantsana iray toro, eny am-pandehanana ihany no manatsoaka ilay somika na mitsentsitra ilay voatoro. [2.472]

Mis à jour le 2020/07/31