|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sombina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany [1.1]
Explications en français  4  une parcelle, un fragment, une miette [1.3]
Exemples  5  Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285#]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Mots composés 
Titres  13  Hamy : Sombintantara (Andriamangatiana Iharilanto Patrick)

Entrée (2/2)14  sombina
Partie du discours  15  adjectif
Explications en malgache  16  nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako [1.1]
Explications en français  17  ébréché, dont on a enlevé un morceau [1.3]

Mis à jour le 2023/10/02