Entrée somatrotroka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Misy votrovotro betsaka amin' ny hoditra, indrindra fa eny amin' ny endrika: Asa na nokekerin' ny biby ny tarehiny fa somatrotroka tampoka
Mitatao rahona, na entina hilazana volon' andro izany, na hilazana ny toetran' ny andro aorian' ny fiavian' ny orana, nefa ny rahona mbola manamaizimaizina ny lanitra [1.1]
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31