|
|
|
|

Entrée1  solontena
Mots élémentaires  2 solo, 3 tena
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin' ny anaran' olon-kafa: Ny lehiben' ny fampianarana no solontena nalefan' ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin' ilay lanonana [1.1]
Explications en anglais  6 a delegate, a representative [1.7]
Explications en français  7 représentant [1.8, 1.13]
8 délégué [1.8]
Exemples  9  Iaombilahitsivahy no nitarika ny solontena nalefa. [2.508]
10  Tonga ilay solontena, i Dr Assad, ny volana desambra. [2.356]
11  Tsy mahazo miara-manatrika eo ny solontena tompon toerana sy mpisolo toerana. [2.114]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :

Mis à jour le 2025/11/17