|
|
|
|

Entrée1  solompenakoho
Mots élémentaires  2  solo, fen' akoho
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanomezana avy amin' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany amin' ny Fandroana na amin' ny tonon-taona
Explications en français  5  [1.3] cadeau en argent donné par les parents et les supérieurs aux enfants et aux inférieurs à la place d'une cuisse de poulet, à l'époque du Fandroana
Exemples  6  Ka raha tsy mamono na ny ray na ny zanaka, dia vola no atao solombody akoho na solompenakoho. [2.48]
Analogues  7  solombodiakoho

Mis à jour le 2023/09/08