Entrée soloky
Partie du discours nom
Définition malgache Lainga atao mba hametsena na hangalarana; fitaka; fanambakana: Sotoky no ampiasainy mba hahazoany ny tanimbariko
¶ Fanaovana zavatra tsy tena izy fa hafa; hala-danja na hosoka: Novany ny tarehi-marika tamin' ilay taratasim-bola, nefa ny ampitso ihany dia tratra ny soloky nataony. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise extortion, fraud [Hallanger 1973]
Définition française chantage, fraude [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples Halatra sy soloky tsotra izao no nataony ary vola bebe ihany no lasany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 135]

Mis à jour le 2013/06/13