|
|
|
|

Entrée1  solitany
Mots élémentaires  2  solika, tany
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana jiro, fa indrindra akana lasantsy. (Ny solitany dia manana fofona azy manokana ary maivana kokoa noho ny rano ka mitsinkafona rafla miaraka aminy) [1.1]
Explications en anglais  5  kerosene, paraffin oil [1.7]
Explications en français  6  pétrole [1.8]
Exemples  7  Tsy hita teo an-toerana ny sira, ny siramamy, ny savony, ny solitany, ny sigara, ny kahie, ny lamba. [2.472]
Vocabulaire  8  Chimie

Anagrammes  9  atsilony, solitany, tsiloina

Mis à jour le 2023/12/01