|
|
|
|

Entrée1  solitany
Mots élémentaires  2  solika, 3  tany
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana jiro, fa indrindra akana lasantsy. (Ny solitany dia manana fofona azy manokana ary maivana kokoa noho ny rano ka mitsinkafona rafla miaraka aminy) [1.1]
Explications en anglais  6  kerosene, paraffin oil [1.7]
Explications en français  7  pétrole [1.8]
Exemples  8  Tsy hita teo an-toerana ny sira, ny siramamy, ny savony, ny solitany, ny sigara, ny kahie, ny lamba. [2.472]
Vocabulaire  9  Chimie

Anagrammes  10 Silonita, 11 solitany, 12 tsiloina

Mis à jour le 2025/09/12