Entrée solarana (solatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Voaratra ka nisy ilany kely nikipaka: Nosolaran' ny sabatra ny sandriny
Atomboka: Nosolarany aninaraina ny asa tanimboliny [1.1]
Morphologie 
Présent : solarana, solarako, solaranao, solarany, solarantsika, solaranay, solaranareo, solaran', solaran-, solaram-, solara-
Passé : nosolarana, nosolarako, nosolaranao, nosolarany, nosolarantsika, nosolaranay, nosolaranareo, nosolaran', nosolaran-, nosolaram-, nosolara-
Futur : hosolarana, hosolarako, hosolaranao, hosolarany, hosolarantsika, hosolaranay, hosolaranareo, hosolaran', hosolaran-, hosolaram-, hosolara-
Impératif : solary

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20