Entrée sokolà
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavapihinana amboarina amin' ny vovo-kakao izay totoina ka rehefa tonga fetafeta dia ampandrina amin' ny lasitra ary ampiana vovo-tsiramamy sy vanilina [1.1]
Explications en anglais Chocolate [1.7]
Explications en français Chocolat [1.8]
Vocabulaire 
Origine Français: chocolat.

Mis à jour le 2020/07/31