|
|
|
|

Entrée1  sokoina
Radical  2 soko
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Idirana an-tsokosoko: Nosokoin' ny fahavalo ny tanàna.
5 Atao mangingina: Nosokoiny moramora tao ny fianarana ka azony ny voalohany.
6 Angalarina na simbana tsy misy mahita: Nosokoin' ny ankizy ny paison-dRabe.
7 Tratra, voa tsy nanampo, notampohina: Nosokoin' ny divay i Noe ka mamo. [1.1]
Explications en français  8 qu'on fait, qu'on donne, qu'on prend, qu'on vole à la dérobée, en cachette; que le sommeil, que le rhum surprend: Nosokoin' ny fahavalo ny tananàna (Les ennemis sont entrés à la sourdine dans le village) ~ Nosokoiko ny fiasa ny tanimbariko (J'ai travaillé ma rizière à la dérobée). [1.3]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  sovohina
Tous les mots composés  14 sokoin' ny dia

Mis à jour le 2025/11/09