Entrée soherina
Partie du discours nom
Explications en malgache Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay [1.1]
 Biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra [1.13]
Explications en français Chrysalide, nymphe [1.13]
Vocabulaire 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31