Entrée soflera
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: chou-fleur.

Mis à jour le 2020/07/31