Entrée sodoka
Partie du discours adjectif
Explications en français Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana: Sodokan' ny fampanantenan' ny namany izy ka tsy namototra firy [1.3]
Explications en malgache Induit en erreur, trompé par de fausses apparences, par de fausses suppositions, par de vaines espérances [1.1]
Exemples Efa nandeha an-jamba aho satria tsy nisaina fa sodoka. [2.643]
Morphologie 
Simple : sodoka, sodokan', sodokan-
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31