|
|
|
|

Entrée1  sodihina
Radical  2  sodika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Alana, saratsarahina: Sodihina ny hoza-dravin' ny rofia
5  Alana, esorina: Sodiho tsara ny vato amin' ny vary
6  Esorina, (menaka, herotra... mitsinkafona): Sodihiny ny hero-dronono vao omeny ny zandriny ny ronono
7  Alaina, faohina, rehefa avy nihaodihaodiana, nihodinkodinana; angalarina rehefa avy nojerijerena taratra: Hitako nosidihin' ny papango ireto akohokely ireto. / Nosidihin' ny olona roa lahy iny ny ondry niraotra terỳ avaratanàna
8  Dihizina atao misonenika tsara [1.1]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/05