| Explications en malgache |
4 Alana, saratsarahina: Sodihina ny hoza-dravin' ny rofia.
5 Alana, esorina: Sodiho tsara ny vato amin' ny vary.
6 Esorina, (menaka, herotra... mitsinkafona): Sodihiny ny hero-dronono vao omeny ny zandriny ny ronono.
7 Alaina, faohina, rehefa avy nihaodihaodiana, nihodinkodinana; angalarina rehefa avy nojerijerena taratra: Hitako nosidihin' ny papango ireto akohokely ireto. / Nosidihin' ny olona roa lahy iny ny ondry niraotra terỳ avaratanàna.
8 Dihizina atao misonenika tsara.
[1.1]
|