Entrée soavina (soa)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana soa: Tsy ny olona hosoavina akory no tsy misy [1.1]
Explications en anglais To be blessed, to be benefited [1.7]
Explications en français Qu'on rend prospère [1.8]
Exemples ho soavin' Andriamanitra! [2.48]
Morphologie 
Présent : soavina, soaviko, soavinao, soaviny, soavintsika, soavinay, soavinareo, soavin', soavin-, soavim-, soavi-
Passé : nosoavina, nosoaviko, nosoavinao, nosoaviny, nosoavintsika, nosoavinay, nosoavinareo, nosoavin', nosoavin-, nosoavim-, nosoavi-
Futur : hosoavina, hosoaviko, hosoavinao, hosoaviny, hosoavintsika, hosoavinay, hosoavinareo, hosoavin', hosoavin-, hosoavim-, hosoavi-
Impératif : soavy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20