Entrée soamiditra
Partie du discours nom
Explications en malgache Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely amin' ny diavolana: milahatra tsiroaroa mifanatrika izy ireo, dia mampitehaka ny tanany havanana sy havia avy sady mihira hoe "soamiditra e! soamiditra", ka amin' izay misy ankizy miditra tsirairay eo ambanin' ireo tanana mifampitehaka [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31