Entrée soa mahafiadana
Mots élémentaires soa ; mahafiadana
Partie du discours locution
Explications en malgache Rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [1.1]
Exemples ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko! [2.436]
Synonymes soa mampiadana

Mis à jour le 2023/10/19