Entrée | 1 soa mahafiadana |
Mots élémentaires | 2 soa, mahafiadana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [1.1] |
Exemples |
5 ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko! [2.436] |
Mis à jour le 2023/10/19 |