Entrée sitily
Partie du discours nom
Définition malgache Fitanehana zavatra hakana ilon' io zavatra io amin' ny endriky ny ranomason-takotra, toy ny ranomanitra izany na ny karazan-toaka samihafa
¶ Fanatantavanana rano. [Rajemisa 1985]
Définition française action de distiller, de filtrer [Abinal 1888]
Dérivations 
Origine Anglais: still.

2014/09/09