|
|
|
|

Entrée1 sisilianina
Partie du discours  2 nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Sisily, faritany iray amin' ny tapak' i Italia atsimo: Mahatratra dimy tapitrisa mahery ny isan' ny Sisilianina
Momba an' i Sisily, an' i Sisily na avy any Sisily: Misionera sisilianina [1.1]
Explications en anglais  4 Sicilian [3.1]
Explications en français  5 sicilien, sicilienne [3.1]
Vocabulaire  6 Géographie: pays, peuples
Analogues  7 sisily, 8 sisily

Mis à jour le 2025/11/02