Entrée | 1 siramanta |
Mots élémentaires | 2 sira, manta |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siramanta ny laoka Fanasina Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siramanta loatra ny lahatenin' ilay Rangahy |
Synonymes | 5 sira, siravato |
Anagrammes | 6 anatsiram, isantaram, isatranam, manaratsy, mañatsary, manatsira, manisatra, maratsañy, matsiraña, misantara, misatrana, siramanta |
Mis à jour le 2024/12/22 |