|
|
|
|

Entrée1  sintonina
Radical  2  sintona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Tarihina hankany amin' ny tena: Sintony ny vatasarihana
5  Sarihana: Aza mbola sintonina ny harato
6  Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana
7  Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga
8  Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko [1.1]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13  sinintona, sintonina

Mis à jour le 2023/01/05