|
|
|
|

Entrée1  sinon
Partie du discours  2  forme morphologique de sinongona

sinon   
afa-tsysinon ~ sinon: Milaza inona moa hianao, afa-tsy teny faniratsirana? (Que dites-vous, sinon une injure?)
raha tsy izanysinon ~ sinon: Atsaharo izany resaka izany, fa raha tsy izany handeha aho (Cessez ce discours, sinon je me retire) ~ sinon: Ndeha haka fiarakaretsaka, raha tsy izany dia ho tratra aoriana isika (Prenons un taxi, sinon nous serons en retard)