|
|
|
|

Entrée1  sinivana (sivana)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Voasivana, sivanina, ampandalovina amin' ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika: Sinivana ny tany alohan' ny hampifangaroana azy amin' ny fasika mba handalorana [1.1]
Explications en français  4  tamisé [1.3#612]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Synonymes  8  voasivana

Anagrammes  9  sinivana, sivanina

Mis à jour le 2023/01/20