|
|
|
|

Entrée1  sinivana
Radical  2 sivana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Voasivana, sivanina, ampandalovina amin' ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika: Sinivana ny tany alohan' ny hampifangaroana azy amin' ny fasika mba handalorana [1.1]
Explications en français  5 tamisé [1.3#612]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9 voasivana

Anagrammes  sinivana, 10 sivanina

Mis à jour le 2025/12/08