Entrée singorana (singotra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Samborina amin' ny tady vavarana, amin' ny teny feno fitaka: Singory io vorona manidintsidina io fa ho voa rehefa ela ny ela [1.1]
Morphologie 
Présent : singorana, singorako, singoranao, singorany, singorantsika, singoranay, singoranareo, singoran', singoran-, singoram-, singora-
Passé : nosingorana, nosingorako, nosingoranao, nosingorany, nosingorantsika, nosingoranay, nosingoranareo, nosingoran', nosingoran-, nosingoram-, nosingora-
Futur : hosingorana, hosingorako, hosingoranao, hosingorany, hosingorantsika, hosingoranay, hosingoranareo, hosingoran', hosingoran-, hosingoram-, hosingora-
Impératif : singory
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05