Entrée sinasy (sasy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Asiana sasiny: Rehefa avy nosinasy ilay hira, dia indray nandredona azy daholo ny olona nanatrika [Rajemisa 1985]
Traduction française à quoi on a mis une préface, un exorde, un prélude
¶ dont on s'est moqué finement [Abinal 1888]
Morphologie 
sinasy
sinasiko
sinasinao
sinasiny
sinasintsika
sinasinay
sinasinareo
sinasin'
sinasin-
sinasim-
nosinasy
nosinasiko
nosinasinao
nosinasiny
nosinasintsika
nosinasinay
nosinasinareo
nosinasin'
nosinasin-
nosinasim-
hosinasy
hosinasiko
hosinasinao
hosinasiny
hosinasintsika
hosinasinay
hosinasinareo
hosinasin'
hosinasin-
hosinasim-
Synonymes voasasy

Mis à jour le 2020/07/31