|
|
|
|

Entrée1  simbana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  simba
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina: Nosimban' Ikoto ny bokiko. / Nosimban' ny mpangalatra ny volinay
Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny
Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy
Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy
Explications en français  9  [1.3] qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais
Exemples  10  [2.117] Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot simbana

Anagrammes  12  asimban, nasimba, sambany, simbana

Mis à jour le 2025/07/29