Entrée silarana (silatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Analana sombiny kely: Nosilarany ilay koban-dravina nomeny an' i Lita zanany [1.1]
Morphologie 
Présent : silarana, silarako, silaranao, silarany, silarantsika, silaranay, silaranareo, silaran', silaran-, silaram-, silara-
Passé : nosilarana, nosilarako, nosilaranao, nosilarany, nosilarantsika, nosilaranay, nosilaranareo, nosilaran', nosilaran-, nosilaram-, nosilara-
Futur : hosilarana, hosilarako, hosilaranao, hosilarany, hosilarantsika, hosilaranay, hosilaranareo, hosilaran', hosilaran-, hosilaram-, hosilara-
Impératif : silaro

Mis à jour le 2023/01/20