Entrée silamo
Partie du discours nom
Explications en malgache Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mino an'Andriamanitra tokana antsoiny hoe Allah, ary ny foto-pampianarany dia ao anatin'ny boky iray atao hoe Coran. Ny silamo dia miely eran'i Afrika (indrindra amin'ny ilany avaratra), any amin'ny tanin' ny Arabo, Tiorka, Irakianina, Iranianina...; tsy antokom-pivavahana fotsiny ihany ny silamo, fa mbola fitsipika iompanan'ny lalàm-panorenan'ny fanjakana misy azy avy [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: islam.

Entrée silamo
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Olona anisan' ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin' i Mahometa [1.1]
Exemples Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [2.470]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31