Entrée silaka
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo na vy asisika eo amin' ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan' ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato
¶ Ny potiny na sombiny avy amin' ny zavatra novakina na vaky: Sila-mofo [Rajemisa 1985]
 sombiny [SLP 1986]
Définition anglaise a splinter, a small piece split off [Hallanger 1973]
Définition française éclat de bois, pierre qui s'écaille ou se sépare [Hallanger 1974]
Dérivations 

Entrée silaka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Potika, sombina, vaky, tapaka
¶ Triatra, na vaky: Silaka ny nifiko
¶ Menatra: Silaka aho notenenin' ny lehibeteo imason' ny mpiara-miasa [Rajemisa 1985]
Entrée silaka
Partie du discours nom
Définition française partie: Silaka tontolon'i X = E [n] (Partie de X = E [n]) [SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

2012/06/07