Entrée sikidy joria
Mots élémentaires sikidy ; joria
Partie du discours locution
Explications en malgache Amin' ny sikidy joria, dia roa karazana ny fipetraky ny voan-javatra, na jama na taraiky, ka apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1]
Vocabulaire 
Analogues  sikidy alanana

Mis à jour le 2023/10/02