Entrée sikidy alanana
Mots élémentaires sikidy ; alanana
Partie du discours locution
Explications en malgache Amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy [1.1]
Vocabulaire 
Analogues  sikidy joria

Mis à jour le 2023/10/02