|
|
|
|

Entrée1  siahina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  siaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Hiraina amin' ny alalan' ny siaka: Siaho kely hoe, ry ise, ilay hira fanaontsika tany am-pianarana
Antsoina amin' ny sioka: Nosiahiny ilay zazalahy ka niherika
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot siahina

Anagrammes  10  ahasiny, ahisany, anihisa, anisiha, asahiny, haisina, hanisia, hasainy, hasiany, hasinay, hiasany, hiasian, hisaina, hisanay, hisiana, isahian, isaihan, isiahan, nisahia, nisaiha, nisiaha, sahinay, saihina, siahina

Mis à jour le 2025/01/21