|
|
|
|

Entrée1  sesitany
Mots élémentaires  2  sesika, 3  tany
Partie du discours  4  nom ou adjectif
Explications en malgache  5  fandroahana olona hifindra fonenana noho ny heloka vitany. Fandroahana honina any ivelan' ny tanindrazana: Natao sesitany taona maro ireo tia tanindrazana malagasy [1.1]
Explications en anglais  6  exiled [1.7]
Explications en français  7  expulsion, exil [1.3]
8  exilé [1.8]
Exemples  9  Misy ny nohelohina ho faty ary notifirina, misy ny natao sesitany, misy ny mbola migadra eo amin' ny fonjan' ny faritany ihany, misy ny afaka madiodio. [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :

Mis à jour le 2025/09/19