Entrée | 1 sesilany |
Mots élémentaires | 2 sesy, lany |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona 5 Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin' io fianakaviana io izay! 6 mitohy tsy misy elanelany [1.1] |
Explications en français |
7 succession non interrompue, continuité 8 ininterrompu [1.3] |
Analogues | 9 1.1=Mifanindry lany=an-kisesy=mitontohitra |
Mis à jour le 2023/10/02 |