Entrée (1/2) | 1 seranana |
Partie du discours | 2 nom |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Toerana natokana hitodiana sy hiaingan' ny sambo; fitodian-tsambo Fiantsonan' ny mpandeha amin' ny fiara samihafa: Seranam-piaramanidina |
Explications en anglais |
8 [1.7] a port of entry |
Explications en français |
9 [1.8] port d'entrée |
Exemples |
10 [2.508#] Ny seranana nanondranana ny olona ho andevo. 11 [2.445#] Samy antony nahatonga an' i Toamasina ho seranana lehibe avokoa izany. |
Synonymes | 12 fiantsonana, fitodiana |
Entrée (2/2) | 13 seranana |
Partie du discours | 14 verbe passif |
Radical | 15 serana |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
20 [1.1] Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) |
Explications en français |
21 [1.3#599] Devant quoi on fait passer rapidement, qu'on effleure ( pion ) qu’on avance obliquement au jeu du Fanorona |
Synonymes | 22 seranina |
Anagrammes | 23 naserana, seranana |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |