|
|
|
|

Entrée1  senotsenoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senotsenoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
Renoka fatratra amin-javatra iray: Senotsenoky ny fitiavam-bola izy
Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senotsenoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy.
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Synonymes  8  senoka

Mis à jour le 2020/07/31